Hisy lahiny roa avy, amin’ny hazo fisaka iray, ka hatao izay hifandraisany; ka hataonao toy izany avokoa ny hazo fisaka amin’ny Fonenana.
Eksodosy 36:24 - Baiboly Katolika ary faladia volafotsy efapolo no natao tao ambanin’ny hazo fisaka roapolo dia faladia roa tao ambanin’ny isan-kazo fisaka amin’ny lahiny roa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanao faladia volafotsy efapolo izy ho eo ambanin’ny hazofisaka roapolo, faladia roa avy ho eo ambanin’ny hazofisaka tsirairay hiorenan’ny lahiny roa. DIEM PROTESTANTA ary nasiana faladia volafotsy efapolo hitondra azy; ka isaky ny hazo fisaka dia faladiany roa avy, izay mifanandrify amin’ny lahiny roa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary nasiana faladia volafotsy efapolo hitondra azy; ka isaky ny hazo fisaka dia faladiany roa avy, izay mifanandrify amin’ny lahiny roa. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nanao faladia volafotsy efa-polo izy ho ambanin’ny zanakazo roa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin’ny isan-janakazo hiorenan’ny lahiny roa. Malagasy Bible Ary nanao faladia volafotsy efa-polo izy ho ambanin'ny zana-kazo roa-polo, dia faladia roa avy ho ambanin'ny isan-janakazo hiorenan'ny lahiny roa. La Bible en Malgache Nanao faladia volafotsy efapolo izy ho eo ambanin’ny hazofisaka roapolo, faladia roa avy ho eo ambanin’ny hazofisaka tsirairay hiorenan’ny lahiny roa. |
Hisy lahiny roa avy, amin’ny hazo fisaka iray, ka hatao izay hifandraisany; ka hataonao toy izany avokoa ny hazo fisaka amin’ny Fonenana.
Hasianao faladia volafotsy efapolo ny fanambanin’ireo hazo fisaka roapolo ireo, dia faladia roa isan-kazo fisaka izany, no an’ny lafiny roa avy.
Natao ny hazo fisaka momba ny Fonenana, hazo fisaka roapolo amin’ny lafiny atsimo, ankavanan’ny Fonenana;