Hasianao tadivavarana jaky volomparasy ny sisiny iafaran’ireo ambainy navitrana voalohany ireo, dia hasianao toy izany koa ny sisiny iafaran’ireo ambainy navitrana faharoa.
Eksodosy 36:17 - Baiboly Katolika Nasiana tadivavarana dimampolo ny vavan’ny ambainy, sisin’ny voavitrana anankiray, ary nasiana tadivavarana dimampolo koa ny vavan’ny ambainy farany sisin’ny voavitrana faharoa. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanao tadivavarana dimampolo ho eo an-tsisin’ny ambainy iray izay farany amin’ny efa voavitrana izy; ary tadivavarana dimampolo hafa koa ho eo an-tsisin’ny ambainy iray amin’ny iray hafa efa voavitrana koa. DIEM PROTESTANTA Nopetahany tadivavarana dimampolo ny sisin-damba farany amin’ny vitrana voalohany, ary nataony toy izany koa ny sisin-damba voalohany amin’ny vitrana faharoa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nopetahany tadivavarana dimampolo ny sisin-damba farany amin’ny vitrana voalohany, ary nataony toy izany koa ny sisin-damba voalohany amin’ny vitrana faharoa. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nanao tadivavarana dimam-polo ho eo antsisin’ny ambainy iray izay farany amin’ny efa voavitrana izy; ary tadivavarana dimam-polo koa ho eo an-tsisin’ny ambainy iray amin’ny anankiray koa efa voavitrana. Malagasy Bible Ary nanao tadivavarana dimam-polo ho eo antsisin'ny ambainy iray izay farany amin'ny efa voa vitrana izy; ary tadivavarana dimam-polo koa ho eo an-tsisin'ny ambainy iray amin'ny anankiray koa efa voavitrana. La Bible en Malgache Nanao tadivavarana dimampolo ho eo an-tsisin’ny ambainy iray izay farany amin’ny efa voavitrana izy; ary tadivavarana dimampolo hafa koa ho eo an-tsisin’ny ambainy iray amin’ny iray hafa efa voavitrana koa. |
Hasianao tadivavarana jaky volomparasy ny sisiny iafaran’ireo ambainy navitrana voalohany ireo, dia hasianao toy izany koa ny sisiny iafaran’ireo ambainy navitrana faharoa.
«Manaova ny kianjan’ny Fonenana. Ny lafiny atsimo, ao ankavanana, ny kianja dia hasianao fefy lamba rongony madinika voahasina hatao zato hakiho ny halavan’ny lafiny.
Ny dimy tamin’ireo ambainy ireo no nakambana manokana, ary ny enina sisa no nakambana manokana.