fa niditra tao an-tranon’Andriamanitra izy, ka nihinana ny mofo alahatra, kanefa tsy nisy nahazo nihinana izany na izy na izay nanaraka azy, afa-tsy ny mpisorona ihany?
Eksodosy 35:13 - Baiboly Katolika ny latabatra mbamin’ny baony amam-panaka rehetra momba azy, ny mofo alahatra, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny latabatra sy ny baony mbamin’ny fanaka rehetra momba azy ary ny mofo atao fanatitra, DIEM PROTESTANTA ny latabatra voatokana sy ny baony ary ny fitaovana rehetra miaraka aminy mbamin’ny mofo fanolotra an’Andriamanitra; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny latabatra voatokana sy ny baony ary ny fitaovana rehetra miaraka aminy mbamin’ny mofo fanolotra an’Andriamanitra; Baiboly Protestanta Malagasy ary ny latabatra sy ny baony mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, ary ny mofo aseho, Malagasy Bible ary ny latabatra sy ny baony mbamin'ny fanaka rehetra momba azy, ary ny mofo aseho, La Bible en Malgache ny latabatra sy ny baony mbamin’ny fanaka rehetra momba azy ary ny mofo atao fanatitra, |
fa niditra tao an-tranon’Andriamanitra izy, ka nihinana ny mofo alahatra, kanefa tsy nisy nahazo nihinana izany na izy na izay nanaraka azy, afa-tsy ny mpisorona ihany?