Eksodosy 33:19 - Baiboly Katolika
«Hampandaloviko eo anatrehanao ny hatsaram-poko rehetra; ary hotononiko eo anatrehanao ny Anaran’i Iaveh; fa mankasitraka izay ankasitrahiko aho ary mamindra fo amin’izay amindrako fo.»
Jereo ny toko
Fa hoy kosa NY TOMPO: Izaho hampandalo ny fahatsarako rehetra eo anatrehanao ka hanonona ny anaran’NY TOMPO eo anatrehanao; fa hiantra izay hiantrako Aho ary hamindra fo amin’izay hamindrako fo.
Jereo ny toko
Dia novalian’ny TOMPO hoe: –Handalo eo anatrehanao Aho ka haneho aminao ny hatsaram-poko manontolo sady hanambara ny anarako hoe «Ny TOMPO». Fa hiantra izay tiako hiantrana Aho, ary hamindrafo amin’izay tiako hamindrana fo.

Fa hoy kosa Jehovah: Izaho hampandalo ny fahatsarako rehetra eo anatrehanao ka hanonona ny anaran’i Jehovah eo anatrehanao; fa hiantra izay hiantrako Aho, ary hamindra fo amin’izay hamindrako fo.
Jereo ny toko
Fa hoy kosa Jehovah: Izaho hampandalo ny fahatsarako rehetra eo anatrehanao ka hanonona ny anaran'i Jehovah eo anatrehanao; fa hiantra izay hiantrako Aho, ary hamindra fo amin'izay hamindrako fo.