ka ny ilan’ny iray hasiana fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho mbamin’ny andry telo misy faladia telo,
Eksodosy 27:15 - Baiboly Katolika ny ilany iray koa, fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho mbamin’ny andry telo misy faladia telo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hisy fefy lamba dimy amby folo hakiho amin’ny sakany iray koa, ho telo ny andriny ary ho telo ny faladiany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hisy fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho amin’ny sakany iray koa; ho telo ny tsangantsangany ary ho telo ny faladiany. Malagasy Bible Ary hisy fefy lamba dimy ambin'ny folo hakiho amin'ny sakany iray koa; ho telo ny tsangantsangany ary ho telo ny faladiany. La Bible en Malgache Ary hisy fefy lamba dimy amby folo hakiho amin’ny sakany iray koa, ho telo ny andriny ary ho telo ny faladiany. |
ka ny ilan’ny iray hasiana fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho mbamin’ny andry telo misy faladia telo,
Ny amin’ny vavahadin’ny kianja, dia hasiana varavarana lamba, roapolo hakiho, vita amin’ny jaky volomparasy, sy jaky mena mangatrakatraka sy lamba mena antitra, ary rongony madinika voahasina, misoratsoratra, mbamin’ny andriny efatra sy faladia efatra.