Ny amin’ny lafiny andrefana dia hatao dimampolo hakiho ny halavan’ny fefy lamba amin’ny sakan’ny kianja, ary folo ny andry, folo ny faladiany.
Eksodosy 27:13 - Baiboly Katolika Amin’ny lafiny atsinanana eo anoloany dia ho dimampolo hakiho ny sakan’ny kianja; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ho dimampolo hakiho ny sakan’ny kianja eo amin’ny lafiny atsinanana. DIEM PROTESTANTA Ho 25 metatra koa ny velaran’ny kianja amin’ny lafiny fidirana atsinanana, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ho 25 metatra koa ny velaran’ny kianja amin’ny lafiny fidirana atsinanana, Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny sakan’ny kianja amin’ny lafiny atsinanana ho dimam-polo hakiho. Malagasy Bible Ary ny sakan'ny kianja amin'ny lafiny atsinanana ho dimam-polo hakiho. La Bible en Malgache Ho dimampolo hakiho ny sakan’ny kianja eo amin’ny lafiny atsinanana. |
Ny amin’ny lafiny andrefana dia hatao dimampolo hakiho ny halavan’ny fefy lamba amin’ny sakan’ny kianja, ary folo ny andry, folo ny faladiany.
ka ny ilan’ny iray hasiana fefy lamba dimy ambin’ny folo hakiho mbamin’ny andry telo misy faladia telo,