Dia hanao jaigirafy varahina dimampolo ianao, hampidirinao amin’ny tadivavarana ny jaigirafy mba hanakambananao ny lay ho iray ihany.
Eksodosy 26:12 - Baiboly Katolika Ny ambiny tafahoatra amin’ny ambain’ny lay, izany hoe ny antsasaky ny ambainy, dia hiraviravy eo ivohon’ny Fonenana; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary izay mihoatra amin’ny ambain’ny lay dia avelao hiraviravy eo ivohon’ny tabernakely ny antsasaky ny ambainy izay mihoatra. DIEM PROTESTANTA Manaraka ny sakan’ny lamba temitra dia antsasaky ny ambainy fanampiny no hikiraviravy ao ivohon’ny Tranolay masina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Manaraka ny sakan’ny lamba temitra dia antsasaky ny ambainy fanampiny no hikiraviravy ao ivohon’ny Tranolay masina. Baiboly Protestanta Malagasy Ary izay mihoatra amin’ny ambain’ny lay, dia ny antsasaky ny ambainy izay mihoatra, dia avelao hiraviravy eo ivohon’ny tabernakely. Malagasy Bible Ary izay mihoatra amin'ny ambain'ny lay, dia ny antsasaky ny ambainy izay mihoatra, dia avelao hiraviravy eo ivohon'ny tabernakely. La Bible en Malgache Ary izay mihoatra amin’ny ambain’ny lay dia avelao hiraviravy eo ivohon’ny tabernakely ny antsasaky ny ambainy izay mihoatra. |
Dia hanao jaigirafy varahina dimampolo ianao, hampidirinao amin’ny tadivavarana ny jaigirafy mba hanakambananao ny lay ho iray ihany.
ary ny ambiny amin’ny halavan’ny ambainy dia ny hakiho iray amin’ny laniny iray, ny hakiho iray amin’ny laniny iray, dia hiraviravy avy eo an-daniny roa amin’ny Fonenana, handrakotra azy.»
«Hanao ambainy amin’ny volon’osy koa ianao, hatao lay ao ambonin’ny Fonenana, hataonao iraika ambin’ny folo ambainy izy,