Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Eksodosy 25:32 - Baiboly Katolika

ka hasianao rantsany enina maniry amin’ny laniny; ny rantsany telo, avy amin’ny laniny iray, ary ny rantsany telo, avy amin’ny laniny iray.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Hisy rantsany enina misampana eo an-daniny roa ka rantsany telo amin’ny fitoeran-jiro no eo an-daniny iray ary rantsany telo amin’ny fitoeran-jiro no eo an-daniny iray hafa.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Hasiana rantsana enina hivoaka avy amin’ny tahobeny, ka samy telo an-daniny avy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Hasiana rantsana enina hivoaka avy amin’ny tahobeny, ka samy telo an-daniny avy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary hisy sampany enina amin’ny ankilany roa: dia sampany telo amin’ny fanaovan-jiro eo amin’ny ankilany iray, ary sampany telo amin’ny fanaovan-jiro eo amin’ny ankilany iray koa,

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary hisy sampany enina amin'ny ankilany roa: dia sampany telo amin'ny fanaovan-jiro eo amin'ny ankilany iray, ary sampany telo amin'ny fanaovan-jiro eo amin'ny ankilany iray koa,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Hisy rantsany enina misampana eo an-daniny roa ka rantsany telo amin’ny fitoeran-jiro no eo an-daniny iray ary rantsany telo amin’ny fitoeran-jiro no eo an-daniny iray hafa.

Jereo ny toko



Eksodosy 25:32
3 Rohy Ifampitohizana  

hanefeny volamena, volafotsy, varahina,


Rantsany enina no teo an-daniny roa; ny rantsany telo amin’ny fanaovan-jiro dia tao amin’ny laniny iray; ary ny rantsany telo amin’ny fanaovan-jiro dia tao amin’ny laniny iray hafa.


ary tsy misy olona mampirehitra jiro, ka mametraka azy ao ambanin’ny vata famarana, fa eo ambonin’ny fanaovan-jiro no apetrany mba hanazava izay rehetra ao an-trano.