na harem-be asainareo haloako, na fanomezana be vava, izay tononinareo homeko avokoa, fa omeo ho vadiko ny zazavavy.»
Eksodosy 22:15 - Baiboly Katolika fa raha teo anatrehan’ny tompony kosa, tsy hisy onitra. Ary raha biby nohofany, dia ny hofany no ho solon’ny onitra». Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Raha misy olona mitaona tovovavy izay tsy voafofo ka mandry aminy dia hanome harena azy izy mba ho vadiny. DIEM PROTESTANTA «Raha misy olona mahasarika tovovavy tsy mbola voafofo ka mandry aminy, dia tsy maintsy mandoa vodiondry izy ka mampakatra azy ho vadiny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Raha misy olona mahasarika tovovavy tsy mbola voafofo ka mandry aminy, dia tsy maintsy mandoa vodiondry izy ka mampakatra azy ho vadiny. Baiboly Protestanta Malagasy Ary raha misy olona mitaona zazavavy, izay tsy voafofo, ka mandry aminy, dia hanome harena azy izy mba ho vadiny. Malagasy Bible Ary raha misy olona mitaona zazavavy, izay tsy voafofo, ka mandry aminy, dia hanome harena azy izy mba ho vadiny. La Bible en Malgache Raha misy olona mitaona tovovavy izay tsy voafofo ka mandry aminy dia hanome harena azy izy mba ho vadiny. |
na harem-be asainareo haloako, na fanomezana be vava, izay tononinareo homeko avokoa, fa omeo ho vadiko ny zazavavy.»
«Raha misy olona mindram-biby amin’ny namany, ka tapaka na maty ilay biby tsy teo anatrehan’ny tompony, dia hisy onitra;
«Raha misy lehilahy manakojikojy zazavavy tsy voafofo ka mandry aminy dia handoa ny hajam-bolany izy ka hanambady azy.
Talohan’izany andro izany tsy nisy karama ho an’ny olona, tsy nisy karama ho an’ny biby, tsy nisy azon’izay nivoaka sy niditra hitokiana amin’ny fahavalo, fa nalefako hifamely avokoa ny olona rehetra.
dia hanome volafotsy dimampolo sikla an-drain-drazazavavy ity lehilahy nandry taminy, ary ho vadiny razazavavy, satria efa nanala baraka azy izy, ka tsy azony isaorana raha mbola velona koa izy.»