Ary nanaiky hitoetra tao amin-dralehilahy i Môizy ka nomen’io ho vadiny i Sefôrà zanany vavy.
Eksodosy 18:2 - Baiboly Katolika Nentin’i Jetrô rafozan’i Môizy, i Sefôrà, vadin’i Môizy, izay efa nampodiany, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa noentin’i Jetro, rafozan’i Mosesy, i Zipora vadin’i Mosesy, izay nalefany nody, DIEM PROTESTANTA Taorian’ny nandefasan’i Mosesy an’i Tsipôrà telo mianaka tany amin’i Jetrao, dia nentin’i Jetrao i Tsipôrà zanany vavy, vadin’i Mosesy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Taorian’ny nandefasan’i Mosesy an’i Tsipôrà telo mianaka tany amin’i Jetrao, dia nentin’i Jetrao i Tsipôrà zanany vavy, vadin’i Mosesy, Baiboly Protestanta Malagasy Dia nentin’i Jetro, rafozan’i Mosesy, Zipora, vadin’i Mosesy, rehefa nampivereniny izy, Malagasy Bible Dia nentin'i Jetro, rafozan'i Mosesy, Zipora, vadin'i Mosesy, rehefa nampivereniny izy, La Bible en Malgache Koa noentin’i Jetro, rafozan’i Mosesy, i Zipora vadin’i Mosesy, izay nalefany nody, |
Ary nanaiky hitoetra tao amin-dralehilahy i Môizy ka nomen’io ho vadiny i Sefôrà zanany vavy.