Nangataka izy ireo dia nandefasany papelika, ary mofo avy any an-danitra no namokisany azy,
Eksodosy 16:13 - Baiboly Katolika Nony hariva, indreny nisy papelika niakatra nandrakotra ny toby; maraina indray, nisy ando matevina nanodidina ny toby. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony hariva, niakatra ny papelika ka rakotra azy ny toby; nony maraina, nisy ando matevina nanodidina ny toby. DIEM PROTESTANTA Nony hariva, dia tonga tokoa ny papelika ka nipetraka teny amin’ny toby; ary nony maraina, dia nisy ando matevina manodidina ny toby. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony hariva, dia tonga tokoa ny papelika ka nipetraka teny amin’ny toby; ary nony maraina, dia nisy ando matevina manodidina ny toby. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony hariva dia niakatra ny papelika, ka rakotra azy ny toby; ary nony maraina dia nisy ando manodidina ny toby; Malagasy Bible Ary nony hariva dia niakatra ny papelika, ka rakotra azy ny toby; ary nony maraina dia nisy ando manodidina ny toby; La Bible en Malgache Nony hariva, niakatra ny papelika ka rakotra azy ny toby; nony maraina, nisy ando matevina nanodidina ny toby. |
Nangataka izy ireo dia nandefasany papelika, ary mofo avy any an-danitra no namokisany azy,