Eksodosy 14:1 - Baiboly Katolika Ary i Iaveh niteny tamin’i Môizy ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: DIEM PROTESTANTA Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO manao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO manao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: |
Tsy niala teo alohan’ny vahoaka ny andry rahona raha antoandro, sy ny andry afo nony alina.
«Mitenena amin’ny zanak’i Israely; aoka hiova lalana izy ka handroso hitoby eo anoloan’i Fihahirôta, anelanelan’i Magdalôma sy ny ranomasina, tandrifin’i Beelsefôna; manatrika izany toerana izany no hitobianareo, eo akaikin’ny ranomasina.»
Niala tao Etama izy, dia nivily tao Fihahirôta, izay mifanandrify amin’i Beelsefôna, ka nitoby teo anoloan’i Magdalôma.
Nentiko nivoaka avy tany Ejipta ny razanareo, ka tonga teo amin’ny ranomasina ianareo. Ny Ejiptianina an-kalesy sy ny an-tsoavaly nanenjika ny razanareo, hatreo amin’ny Ranomasina Mena.