Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Bokin’i Daniela 14:42 - Baiboly Katolika

Tamin’izany ny mpanjaka nanao hoe: «Aoka ny mponina rehetra eran’ny tany rehetra hatahotra ny Andriamanitr’i Daniela; fa Izy no Mpamonjy, Izy no manao famantarana amam-pahagagana eto ambonin’ny tany; Izy no nanafaka an’i Daniela tao an-davaky ny liona.»

Jereo ny toko



Bokin’i Daniela 14:42
0 Rohy Ifampitohizana