Ary tamin’ny andro voalohany fihinanana ny azima, dia nanatona an’i Jesoa ny mpianany ka nanao hoe: «Aiza no tianao hamboaranay hihinananao ny Paka?»
Apokalipsy 8:6 - Baiboly Katolika Ary niomana hitsoka ny trômpetra ny Anjely fito izay nitondra ny trômpetra fito. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny anjely fito izay nanana ny trompetra fito dia niomana hitsoka. DIEM PROTESTANTA Dia niomana hitsoka trompetra ireo anjely fito izay nanana ny trompetra fito. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niomana hitsoka trompetra ireo anjely fito izay nanana ny trompetra fito. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny anjely fito izay nanana ny trompetra fito dia niomana hitsoka. Malagasy Bible Ary ny anjely fito izay nanana ny trompetra fito dia niomana hitsoka. La Bible en Malgache Ary ny anjely fito izay nanana ny trompetra fito dia niomana hitsoka. |
Ary tamin’ny andro voalohany fihinanana ny azima, dia nanatona an’i Jesoa ny mpianany ka nanao hoe: «Aiza no tianao hamboaranay hihinananao ny Paka?»
Nony afaka izay, dia nahita ireo Anjely fito mitsangana eo anatrehan’Andriamanitra aho, ary nomena trômpetra fito izy ireo.