Apokalipsy 8:5 - Baiboly Katolika
Ary nalain’ilay Anjely ny fanembohana, nofenoiny afo avy teo ambony ôtely, dia nazerany tamin’ny tany, ka nisy feo aman-kotroka sy tsela-baratra, sady nihorohoro ny tany.
Jereo ny toko
Ary ny anjely dia nandray ny lovia fandoroana ditin-kazo manitra ary nameno azy tamin’ny afo teo amin’ny alitara ka nanipy izany tamin’ny tany ary nisy kotrokorana, feo, tselatra ary horohoron-tany.
Jereo ny toko
Ary noraisin’ilay anjely ny lovia fandoroana vovo-javamanitra, nofenoiny vainafo mirehitra avy teo amin’ny alitara ka natsipiny ho eny amin’ny tany: dia nisy kotro-baratra sy kotrokorana aman-tselatra ary horohorontany.

Ary ny anjely nandray ny lovia fandoroana ditin-kazo manitra, dia nameno azy tamin’ny afo teo amin’ny alitara ka nanipy izany tamin’ny tany; dia nisy kotrokorana sy feo sy helatra ary horohoron-tany.
Jereo ny toko
Ary ny anjely nandray ny lovia fandoroana ditin-kazo manitra, dia nameno azy tamin'ny afo teo amin'ny alitara ka nanipy izany tamin'ny tany; dia nisy kotrokorana sy feo sy helatra ary horohorontany.