Taorian’izany, dia hitako fa indro nisy varavarana mivoha teny an-danitra; ary ilay feo voalohany efa reko, toy ny an’ny trômpetra, dia niteny tamiko hoe: Miakara atỳ, dia hasehoko anao ny zavatra tsy maintsy ho avy any aoriana any.
Apokalipsy 5:4 - Baiboly Katolika Koa nitomany mafy aho, fa tsy hita izay mendrika hanokatra ny boky sy hijery azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nitomany mafy aho satria tsy nisy hita mendrika hanokatra ny boky na hijery azy. DIEM PROTESTANTA Koa nitomany mafy aho, satria tsy hita izay mendrika hanokatra ny horonamboky sy hijery izay raketiny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa nitomany mafy aho, satria tsy hita izay mendrika hanokatra ny horonamboky sy hijery izay raketiny. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nitomany mafy aho, satria tsy nisy hita mendrika hanokatra ny boky na hijery azy. Malagasy Bible Ary nitomany mafy aho, satria tsy nisy hita miendrika hanokatra ny boky na hijery azy. La Bible en Malgache Dia nitomany mafy aho satria tsy nisy hita mendrika hanokatra ny boky na hijery azy. |
Taorian’izany, dia hitako fa indro nisy varavarana mivoha teny an-danitra; ary ilay feo voalohany efa reko, toy ny an’ny trômpetra, dia niteny tamiko hoe: Miakara atỳ, dia hasehoko anao ny zavatra tsy maintsy ho avy any aoriana any.
Ary tsy nisy, na tany an-danitra, na tetỳ an-tany, na tany ambanin’ny tany, nahasokatra na nahajery azy akory.
Dia hoy ny anankiray tamin’ny Anti-dahy tamiko: «Aza mitomany, fa indro, efa nandresy ny liona avy amin’ny fokon’i Jodà sy solofon’i Davida, ka hanokatra ny boky sy hamaha ny tombokaseny fito.»