Amosa 4:3 - Baiboly Katolika
Hivoaka eo amin’ny banga samy amin’izay hitsiny avy ianareo, dia horoahina ho any Armôna, - teny marin’i Iaveh. -
Jereo ny toko
avy eo amin’ny banga no hivoahanareo samy amin’izay hitsiny avy ary hatsipy any Hermona ianareo, hoy NY TOMPO.
Jereo ny toko
Ary eo amin’izay banga tandrify anareo avy no hivoahanareo ny tanàna, dia horoahina ho any Hermôna ianareo. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Jereo ny toko
Ary eo amin’izay banga tandrify anareo avy no hivoahanareo ny tanàna, dia horoahina ho any Hermôna ianareo. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Jereo ny toko
Ary avy eo amin’ny banga no hivoahanareo, Samy amin’izay hitsiny avy; Ary horoahina ho any Harmona hianareo, hoy Jehovah.
Jereo ny toko
Ary avy eo amin'ny banga no hivoahanareo, samy amin'izay hitsiny avy; Ary horoahina ho any Harmona ianareo, hoy Jehovah.
Jereo ny toko
avy eo amin’ny banga no hivoahanareo samy amin’izay hitsiny avy ary hatsipy any Hermona ianareo, hoy NY TOMPO.
Jereo ny toko