Nony efa sivy amby sivy folo taona i Abrama dia niseho taminy i Iaveh ka nanao taminy hoe: «Izaho no Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra; mizora eo anatrehako ary aza manan-tsiny ianao;
Amosa 3:3 - Baiboly Katolika Miara-mandeha va ny olona roa, raha tsy efa nifanaiky izy? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ho tafara-dalana va ny olona roa lahy raha tsy efa nifanaiky? DIEM PROTESTANTA Hiara-dalana ve ny olon-droa, raha tsy efa nifanaiky? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hiara-dalana ve ny olon-droa, raha tsy efa nifanaiky? Baiboly Protestanta Malagasy Ho tafara-dàlana va ny roa, raha tsy efa nifanaiky? Malagasy Bible Ho tafara-dalana va ny roa, raha tsy efa nifanaiky? La Bible en Malgache Ho tafara-dalana va ny olona roa lahy raha tsy efa nifanaiky? |
Nony efa sivy amby sivy folo taona i Abrama dia niseho taminy i Iaveh ka nanao taminy hoe: «Izaho no Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra; mizora eo anatrehako ary aza manan-tsiny ianao;
Mbola nizotra nifanaraka tamin’Andriamanitra telon-jato taona i Enôka, taorian’ny niterahany an’i Matosalema, sady niteraka zazalahy aman-jazavavy.
Izao no tantaran’i Nôe: Lehilahy marina i Nôe, nanao ny rariny teo amin’ny olona niara-belona taminy, nizotra nifanaraka tamin’Andriamanitra i Nôe.
Ianareo irery no fantatro tamin’ny firenena rehetra ambonin’ny tany; ka izany no hamaizako anareo noho ny helokareo rehetra.
Mierona any an’ala va ny liona, raha tsy efa nahazo remby? Maneno any an-davany va ny feon’ny liona tanora, raha mbola tsy nahazo na inona na inona akory?
Henoinareo izao teny izao, ry omby vavin’i Basàna, izay eny an-tendrombohitr’i Samaria, dia ianareo izay mampahory ny osa, sy manosihosy ny tsy manana, ianareo izay milaza amin’ny vadinareo hoe: Mitondrà hosotrointsika!