2Makabeo 9:9 - Baiboly Katolika Kankana be dia be no nivoaka tamin’ny vatan’ity mpankahala ny fivavahana, mbola velona ny tenany dia niraraka ompana ny nofony tamim-pijaliana lozan-tany; fofon-javatra lo no nivoaka nankararirary ny tafika manontolo; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mbola velona ihany ny tenan’ilay mpankahala fivavahana; kanefa kankana be dia be no nivoaka ny masony, ary nijaly tokoa izy satria nirarak’ompana ny nofony. Fofom-pahalòvana no mihanaka avy aminy ka nampaloiloy ny tafika manontolo. |