Famaizana marina izany, fa nandrotika ny kibon’ny sasany tamin’ny fampijaliana maro sy mafy mihoa-pampana izy.
Famaizana ara-drariny izany, satria nandrotika ny kibon’ny hafa tamin’ny fampijaliana maro sy mafy mihoa-pampana io mpanjaka io!