Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 9:5 - Baiboly Katolika

Kanjo nasian’ny Tompo Andriamanitr’i Israely, mahita ny zavatra rehetra, tamin’ny fery tsy lai-panafody, maha-tsy te-hijery.» Vao avy nanonona io teny io izy dia nahatsiaro fanaintainana lozan-tany tao an-kibony, sy fangirifiriana nanotikotika tao anatiny.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Vao nahavoatonona ireo teny ireo i Antiôkôsa, dia indro ny Tompo mahita ny zava-drehetra, ilay Andriamanitr’i Israely, fa namely azy tamin’aretina tsy hita maso sady tsy laitram-panafody; fanaintainana lozan-tany sy fangirifiriana nanotikotika no tsapany tao amin’ny tsinainy tao.

Jereo ny toko



2Makabeo 9:5
0 Rohy Ifampitohizana