2Makabeo 9:28 - Baiboly Katolika Koa tany an-tanin’olon-kafa, tany an-tendrombohitra tamim-pahafatesana mahamenatra no nahafatesan’io mpamono olona sy mpanevateva an’Andriamanitra io, azon’ny fijaliana mahatsiravina toraky ny nafitsoky ny hafa. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Araka izany, io mpamono olona sy mpanevateva an’Andriamanitra io dia azon’ny fijaliana mahatsiravina tahaka ny nafitsony tamin’ny hafa. Fahafatesana mahamenatra no nanjo azy tao an-tendrombohitra sy an-tanin’olona. |