Koa mangataka aminareo sy mihanta aminareo, mba hahatsiaro ny soa nataoko, na tamin’ny ankapobeny, na tamin’ny tsirairay avy, sy mba samy hahatana ny fitiavanareo ahy sy ny zanako.
«Izao àry no angatahiko sy ihantako aminareo: mba tsarovy ny soa vitako taminareo na mitambabe na tsirairay ary samia mitana hatrany ny fankamamiana ahy sy ny zanako.