Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 9:24 - Baiboly Katolika

mba ho fantatr’izay eo amin’ny fanjakana ny nametrahana ny raharaha, ka tsy ho very hevitra izy raha avy izay loza tsy nampoizina na izay tsahotsaho ratsy;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tiany ho fantatry ny olona manerana ny taniny fa nisy nametraha-draharaha, ka tsy ho very hevitra izy raha avy izay loza tsy nampoizina na izao vaovao ratsy.

Jereo ny toko



2Makabeo 9:24
0 Rohy Ifampitohizana