Fa izao no noheveriko: fony ikaky hiady tany amin’ny faritany ambony, dia notendreny izay ho dimbiny,
Kanefa tsaroako fa ny raiko dia nanendry izay ho dimbiny, tamin’izy niainga hiady tamin’ny faritra Ampatrana.