Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 9:22 - Baiboly Katolika

Tsy dia manary toky ny amiko aho tsy akory amin’izany fa vao mainka matoky mafy ny ho sitrana amin’izao aretina izao.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tsy hoe manary toky ny amin’ny hiarenako aho tsy akory fa vao mainka manantena mafy ny ho sitrana amin’izao aretina izao aza.

Jereo ny toko



2Makabeo 9:22
0 Rohy Ifampitohizana