2Makabeo 9:21 - Baiboly Katolika Izaho izao, mandry tsy manan-kery intsony eto am-pandriana dia mahatsiaro amim-pitiavana ny mari-boninahitra amam-pitiavana noraisiko taminareo. Tamin’ny niverenako avy tany amin’ny tanin’i Persa, notsindrian’aretina lozan-tany aho, ka nataoko fa ilaina ny himasoako amin’izay hiadanan’ny olona rehetra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Amim-pitiavana no ahatsiarovako anareo ary koa ny haja sy fankamamiana nasehonareo tamiko. Fony niverina avy tany Persia aho no voatsindrin’aretina mafy ary milamaka tsy manan-kery intsony eto am-pandriana; ka nataoko fa ilaina ny himasoako amin’izay hampilamina feizay ny besinimaro. |