Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 9:20 - Baiboly Katolika

Raha salama tsara ny tenanareo mbamin’ny zanakareo, raha mandroso araka ny fanirianareo ny raharahanareo, dia manome voninahitra lehibe indrindra an’Andriamanitra amin’izany aho, ary mametraka ny fitokiako amin’ny lanitra.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Raha salama tsara ny tenanareo mbamin’ny zanakareo, raha mandroso araka ny anirianareo azy ny raharahanareo, dia anomezako voninahitra lehibe an’Ilay Andriamanitra Izay ametrahako fitokiana izany.

Jereo ny toko



2Makabeo 9:20
0 Rohy Ifampitohizana