Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 9:2 - Baiboly Katolika

Fa niditra tao amin’ny tanàna atao hoe Persepolisa izy, dia nanandrana ny handroba ny tempoly, sy hampahory ny tanàna; kanjo niroatra ny vahoaka, ka nandray fiadiana, dia indro i Antiôkosy nataon’ny mponina vaky nandositra, dia lasa niverina afa-baraka.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Niditra tao amin’ny tanàna Persopôly manko izy, dia nanandrana ny handroba ny tempoly sy hampahory ny tanàna; kanjo niroatra ny vahoaka mponina sady nandray fiadiana, dia indro i Antiôkosa fa nataony vaky nandositra, ka voatery niala afa-baràka.

Jereo ny toko



2Makabeo 9:2
0 Rohy Ifampitohizana