2Makabeo 9:18 - Baiboly Katolika Tsy nitony anefa ny fijaliany fa ny fitsarana masin’Andriamanitra efa nihatra taminy, ka nony hitany fa tsy antenaina intsony ny amin’ny toetrany, dia nanoratra taratasy ho an’ny Jody izy, ka fitarainana no fomba nandaharany azy, ary izao no teny ao: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tsy nitony anefa ny fijalian’i Antiôkosa; ny fitsara-marin’Andriamanitra manko no nihatra taminy. Ka rehefa hitany fa tsy hantenaina intsony ny amin’ny toe-pahasalamany, dia nanoratra taratasy ho an’ny Jiosy izy, ka fitarainana no fomba nandaharany azy araka izao rijan-teny izao: |