2Makabeo 9:16 - Baiboly Katolika hampihaingoana amin’ny fanomezana kanto ny Tempoly masina izay namaboany taloha sady haverina aminy avokoa sy hampiany aza ny fanaka masina rehetra, hosahaniny amin’izay miditra ho an’ny tenany, ny lany amin’ny sorona; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Namabo ny tempoly masina aho taloha; ankehitriny kosa dia horavahako amin’ny fanomezana kanto izy ary haveriko aminy sy hampiako aza ny fanaka masina rehetra voaroba; ary ny amin’ny lany rehetra momba ny fanaovan-tsorona, dia hiantohako amin’ny vola miditra ho an’ny tenako. |