hampitoviny saranga amin’ny Atenianina avokoa ny Jody izay notombanany ho tsy mendrika hanam-pasana, sy nokendreny hatao sakafon’ny vorona mpihaza amam-biby masiaka;
Notombanako ho tsy mendrika halevina ny Jiosy ary nokendreko hatao sakafon’ny vorona mpihaza amam-bibidia ny tenany mbamin-janany. Ankehitriny kosa hampitoviko zo amin’ny Atenianina avokoa ny Jiosy rehetra.