Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 9:12 - Baiboly Katolika

ary hatramin’ny tenany avy, no tsy nahatanty ny hamaimbony intsony, ka hoy izy: «Rariny mihitsy ny manaiky an’Andriamanitra; ary raha izay mety maty foana, tsy tokony hirehareha hifaninana amin’Andriamanitra.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Hatramin’ny tenany avy no tsy nahatanty ny hamaimbony intsony, ka hoy izy: «Rariny mihitsy raha olona mety maty toa ahy no manaiky an’Andriamanitra ka tsy hirehareha hihambo hitovy aminy!»

Jereo ny toko



2Makabeo 9:12
0 Rohy Ifampitohizana