Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 9:11 - Baiboly Katolika

Voa lalina loatra izy tamin’izany, ka izay vao nihemotra tamin’ny fiavonavonany makadiry sy nahalala ny tenany azon’ny kapok’Andriamanitra izay nampitombo ny fanaintainany hatrany hatrany;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ketraka dia ketraka i Antiôkosa tamin’izay, satria azon’ny kapok’Andriamanitra izy ka nianjadiam-panaintainana nihamafy hatrany. Izay vao nihintsana ny fiavonavonany tafahoatra, ka tsapany ny toe-javatra.

Jereo ny toko



2Makabeo 9:11
0 Rohy Ifampitohizana