Takaikin’izany andro izany, no nahatongavan’i Antiôkosy, tamin-kenatra, avy any amin’ny tanin’i Persa.
Tamin’izay fotoana izay eo ho eo no tafaverina tamin-kenatra avy any Persia i Antiôkosa.