Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 8:8 - Baiboly Katolika

Tsy ela dia hitan’i Filipo, ny fandrosoan’ity lehilahy mbamin’ny fandresena mihamatetika azony, ka nanoratra izy ho any amin’i Ptôlemea, komandin’ny miaramilan’i Sele-Siria sy i Fenesia, mba hamonjy ny mpanjaka amin’ny raharahany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Hitan’i Filipo, mpandraharahan’ny mpanjaka, fa mahazo vahana miandalana i Joda Makabeo ary mihamatetika ny fahombiazany; ka nanoratan’i Filipo i Ptôlemeo, governoran’i Kôilà-Siria mbamin’i Fenisia, mba ho avy hanampy azy amin’ny fitandroana ny tombontsoam-panjakana.

Jereo ny toko



2Makabeo 8:8
0 Rohy Ifampitohizana