Ny alina indrindra no nofidiny, handreseny moramora kokoa amin’izany karazam-pandresena izany. Niely hatraiza hatraiza ny lazan’ny herim-pony.
Ny alina indrindra no tena nohararaotiny sy nofidiny hamelezana; ka niely hatraiza hatraiza ny herimpony.