Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 8:6 - Baiboly Katolika

Nosovohiny tampoka ny tanàna amam-bohitra, dia nodorany, ary notanany ireo fitoerana tsara indrindra, ka nataony resy ny fahavalo betsaka.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nosovohiny tampoka na tanàn-dehibe na tanàna kely, dia nodorany; ary nametrahany miaramila ireo toerana tokony hobahanana, ka fahavalo betsaka no nataony vaky nandositra.

Jereo ny toko



2Makabeo 8:6
0 Rohy Ifampitohizana