Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 8:5 - Baiboly Katolika

Nony nahazo miaramila betsaka tarihiny i Makabeo, dia tsy azon’ny firenena noresena izy, satria efa niova ho famindram-po ny hatezeran’ny Tompo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Rehefa nitarika miaramila betsaka i Joda Makabeo, dia tsy azon’ny hafa firenena noresena intsony, satria efa niova ho famindrampo ny hatezeran’ny Tompo.

Jereo ny toko



2Makabeo 8:5
0 Rohy Ifampitohizana