Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 8:4 - Baiboly Katolika

hahatsiaro ny namonoana tsy an-drariny an’ireo zaza tsy manan-tsiny sy ny faniratsirana nafitsoka ny Anarany, ka haneho ny fankahalany an’ireo ratsy fanahy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

mba hahatsiaro ny namonoana ho faty tsy an-drariny an’ireo zaza tsy manan-tsiny, ary mba hamely ny mpaniratsira ny anarany. Izany no hanehoan’Andriamanitra fa tsy tia ratsy Izy.

Jereo ny toko



2Makabeo 8:4
0 Rohy Ifampitohizana