Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 8:36 - Baiboly Katolika

Ilay izy nampanantena hanefa ny sisan’ny hetra haloa amin’ny Rômanina, amin’ny vidim-babo avy any Jerosalema teo iny indrindra, no nilaza ampahibemaso fa manana an’Andriamanitra ho mpiaro azy ny Jody, ka tsy mety maratra izy amin’izany; satria mankatò ny lalàna nandidiany azy izy ireo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nampanantena hanefa ny sisan-trosa haloa amin’ny Rômanina izy, kanjo ankehitriny dia nanambara fa tsy azo resena ny Jiosy; manana an’Andriamanitra ho mpiaro ireo, satria mankatò ny lalàna nandidiany azy.

Jereo ny toko



2Makabeo 8:36
0 Rohy Ifampitohizana