2Makabeo 8:33 - Baiboly Katolika Raha mbola nankalaza ny fandreseny tao amin’ny renivohiny izy, ry Kalistena mbamin’ny sasany hafa kosa izay nandoro ny varavarana masin’ny tempoly dia nandositra tao an-trano kely anankiray; ka dia nodorany tao ireo, sy nomeny ny valy tandrifin’ny fametavetany ny zavatra masina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fony nankalazaina tao Jerosalema renivohitra iny ny fandresena, dia nodorana velona ireo nandoro ny varavaran’ny tempoly; natao toy izany koa i Kalistena izay toa nandositra tao amina trano bitika anankiray, ka nahazo sazy tandrifin’ny fanimbazimbany zavatra masina. |