Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 8:31 - Baiboly Katolika

Nangoniny ny fiadiana, dia napetrany tamim-pilaminana tao amin’ny fitoerana mety; ary nentiny ho any Jerosalema ny babo sisa.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nataony tsara angona ny fiadian’ireo fahavalo ka natobiny tamin’ny toerana ilàna azy; ary nentiny ho any Jerosalema ny zavatra hafa azo teny an-kodiny.

Jereo ny toko



2Makabeo 8:31
0 Rohy Ifampitohizana