Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 8:3 - Baiboly Katolika

hiantra izato tanàna ravana, efa hitovy tantana amin’ny tany; hihaino ny feon’ny ra nalatsaka, izay mitaraina aminy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

ary mba hiantra izato tanàna ravana sy mila ho voafongotra. Nitalahoany koa ny Tompo mba hihaino ny ran’ireo voavono ho faty izay mitaky famaliana,

Jereo ny toko



2Makabeo 8:3
0 Rohy Ifampitohizana