Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 8:28 - Baiboly Katolika

Nony lasa ny sabata, nizarany tamin’ny babo ireo niharan’ny fanenjehana, ny kamboty sy ny mpitondratena, vao nozarainy tamin’ny samy izy mbamin’ny zanany ny sisa.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Rehefa lasa ny sabata, dia nizarany tamin’ny babo ireo Jiosy niharan’ny fanenjehana sy kamboty ary mpitondratena, vao nozarainy tamin’izy samy izy mbamin’ny zanany ny sisa.

Jereo ny toko



2Makabeo 8:28
0 Rohy Ifampitohizana