Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 8:27 - Baiboly Katolika

Ka nangoniny ny fiadian’ny fahavalo, nobaboiny izay teny aminy, dia nankalaza ny sabata izy, nisaotra inarivo sy nidera ny Tompo, izay namonjy azy tamin’izany andro izany, fa efa nanapa-kevitra haneho taminy ny fiandohan’ny famindram-pony.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nangoniny ny fiadian’ny fahavalo, ary nobaboiny ny zavatra teny an-kodiny; dia nankalazainy ny sabata, ary noderainy sy nisaorany fatratra ny Tompo Izay nampisy izany andro nanehoany indray ny famindrampony izany.

Jereo ny toko



2Makabeo 8:27
0 Rohy Ifampitohizana