Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 8:21 - Baiboly Katolika

Nony avy nanome toky azy ireo, tamin’izany fampahatsiarovana izany izy, sy namonoan-ko faty azy ireo ho an’ny lalàna aman-tanindrazana, dia nozarainy ho antokony efatra ny tafiny.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nampisy toky an’ireo miaramilany izany tenin’i Joda izany ary nahavonombonona azy ho faty ho an’ny lalànan’Andriamanitra sy ho an’ny tanindrazana. Dia nozarainy ho ampahany efatra ny tafiny;

Jereo ny toko



2Makabeo 8:21
0 Rohy Ifampitohizana