Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 8:19 - Baiboly Katolika

Dia novisavisainy teo anatrehan’izy ireo ny ohatry ny fiarovan’Andriamanitra fahataloha; ny naharingana ny miaramila 18.000 tamin’ny andron’ny Senakeriba;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia mbola novisavisain’i Joda teo anatrehan’ny miaramilany ihany koa ireo sehon-javatra niarovan’Andriamanitra ny razany fahataloha: tamin’ny andron’i Saneheriba, fony naringan’ny Tompo ireo miaramila nisy antokon-tafika 180;

Jereo ny toko



2Makabeo 8:19
0 Rohy Ifampitohizana