ka hany hatrehina, dia ny fandoroana tsy mendrika nafitsok’ireo ny fitoerana masina, ny fanazimbazimbana ny tanàna noravany, mbamin’ny fanafoanana ny fomba nentin-drazana.
Hany hatrehi-maso an’eritreritra, dia ny fandoroana mamoafady nafitsoka ny Toeramasina, ny fanimbazimbana ny tanàna Jerosalema izay noravana, ary ny fanafoanana ny fomba amam-panao jiosy nentim-paharazana.