Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 8:16 - Baiboly Katolika

Novorin’i Makabeo ny sisa tafajanona taminy, nisy 6.000 lahy no isany, dia namporisihiny tsy hatahotra, na hihorohoro amin’izay hamaroan’ny firenena tamy hamely azy tsy an-drariny, fa hiady amin-kerim-po,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Novorîn’i Joda Makabeo ny miaramila sisa tafajanona homba azy, ka nisy antokon-tafika enina; dia nampirisihiny kosa ireo mba tsy hatahotra na hihorohoro amin’izay hamaroan’ny hafa firenena tamy hamely azy tsy an-drariny, fa hiady amin-kerimpo.

Jereo ny toko



2Makabeo 8:16
0 Rohy Ifampitohizana